• Téléphone: (+261) 34 03 269 25

    |
  • efoi-contact@efoi-madagascar.com

    |

EFOI - Toamasina

RAFARASOA Monique - Fikambanan’ny Vehivavy Mpanao Asa-Tanana Mivoatra - FVMAM

Fikambanan’ny vehivavy mpanao Asa-Tanana Mivoatra

Ny vinavin’ny FVMAM dia mampianatra sy manampy ny tanora sy ny beantitra momba ny asa-tanana. izay manana fahasahiranana ara-pivelomana. Ny FVMAM dia miezaka manome lalam-barotra sy fanampiana ho an’ny fiaraha-monina.

  • Décoration à base de chaussettes usées FVMAM
  • Décoration à base de corne de zébu FVMAM
  • Chapeau en raphia FVMAM
Contact
  • Adresse : Mangarivotra Sud Parcelle 21/53 Carreaux 7

    Antenne EFOI : Toamasina

  • Téléphone : 0337076251 - 0326932522 - 0341394958

    Email: :

  • Site web :

    Facebook

Nos services
  • Manome sehatra ny vehivavy manan-talenta

  • Mifampitsimbina eo amin’ny samy mpikambana

  • Mampivotra ny fahaiza-manao amin’ny mpikambana

Informations Personelles
RAFARASOA Monique
RAFARASOA Monique

Noho ny sedram-piainana niseho tamiko sy noho ny fanampian’ny hafa ahy dia anjarako indray izao mizara amin’ny hafa.

  • 0337076251 - 0326932522 - 0341394958

  • Mangarivotra Sud Parcelle 21/53 Carreaux 7

© 2019 EFOI Madagascar. Tous droits réservés

Site web by Tolotra Malagasy